auto save
This commit is contained in:
parent
58dcafb27d
commit
4deedbff92
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Yaveh efa nagnamafy ny teny ze nolazainy manohitra antsika sy manohitra ny fitsipika takeo amintsika, tam'fitondrana loza takeo amintsika. Fa tsy nisy ra vita azo ampitahaina am'natao tamin'i Jerosalema takeo amin'ny ambany lagnita
|
||||
Yaveh efa nagnamafy ny teny ze nolazainy manohitra antsika sy manohitra ny fitsipika takeo amintsika, tam'fitondrana loza takeo amintsika. Fa tsy nisy ra vita azo ampitahaina am'natao tamin'i Jerosalema takeo amin'ny ambany lagnitra manontolo. Araka ny vôsoratra akao amin'ny lalàn'i Mosesy, no hiaven'zany loza daôly zany amintsika, fa mbôla tsy nitalaho ny famindram-po avy tamin'i Yaveh Andriamanitray tam'fialàna tam'reo helokay sy hahitanay ny fahamarinanao zahay. Ka noho zany de notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza ary efa nentiny takeo aminay
|
Loading…
Reference in New Issue