plt-x-sihanaka_amo_text_ulb/05/23.txt

1 line
190 B
Plaintext

\v 23 Atsaharo ny tabataban'ny hiranareo tsy hitaino ny feon'ny lokanganareo Za. \v 24 Fa kosa avilay hikorigna ôtran'ny rano ny rariny, ary fahamarinana ôtran'ny renirano misosa moramora.