\v 4 Fa zao no lazain'i Yaveh tamin'ny zanak'Israely hoe: "Karao Za ho velona anao! \v 5 Aza mikaraka an'i Betela; na miditra aigny Gelgala; aza mandeha aigny Beri-sheba. Fa Gilgala de ho azo babo, ary atao tsinotsino i Betela.