plt-x-sihanaka_2ch_text_reg/27/08.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 8 Dimy amby rôpolo taona izy raha nanomboka nanjaka; nanjaka nandritra ny enina ambefolo taona takao Jerosalema izy. \v 9 Maty taigny am'reo razambeny i Jotama, ary nalevinjareo takao an-tanànan'i Davida izy. Ahaza, zanagny lahy, no nanjary mpanjaka nandimby ny tôrany.