\v 6 Ka de nihanatanjaka i Jotama satria nande nahitsy takeo agnolônan'i Yaveh Andriamaniny. \v 7 Ary ny am'reo raharaha hafa mahakasika an'i Jotama, ny adiny daôly, ary reo lalany, vôsoratra akao am'bokin'reo mpanjakan'Israely sy Joda zany.