plt-x-sihanaka_2ch_text_reg/27/05.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 5 Niady tam'mpanjakan'ny vahôkan'i Amona ihany kô izy ary nandresy an'azy reo. Tam'zany taona zany ihany, no nagnomezan'ny vahôkan'i Amona an'azy talenta volafotsy zato, vary tritrika iray alina fatra, vary hordea iray alina fatra. Namen'ny vahôkan'i Amona an'azy ôtran'zany ihany izy ny taona faharô sy fahatelo.