\v 3 Nagnambôtra ny vavahady agnambon'ny tragnon'i Yaveh izy, ary nagnambôtra betsaka takeo am'havôgnan'i Ofela. \v 4 Fagnampin'zany de nagnambôtra tanàna taigny am'tany havôgnan'i Joda, sy nagnambôtra rova sy tilikambo taigny am'reo ala izy.