1 line
402 B
Plaintext
1 line
402 B
Plaintext
\v 1 Dimy amby rôpolo taona i Jotama raha nanomboka nanjaka; nanjaka enina ambefolo taona taigny Jerosalema izy. Jerosa no agnaran-dreniny; zanaka vavin'i Zadoka izy. \v 2 Nagnano ze marina takeo amason'i Yaveh izy, nagnaraka ny ôtra nataon-drainy, de i Ozia, tam'ra daôly. Nijanona tam'fidirana takao an-tempolin'i Yaveh ihany kô izy. Kanefa mbôla nitondra tegna tam'fomba ratsy ihany ny vahôka. |