1 line
385 B
Plaintext
1 line
385 B
Plaintext
\v 14 Refa avy nizaka an'izany izy, da nitodiky sady nahita an'i Jesosy nitsangagny teo, fa tsy lalany anefa hoe i Jesosy. \v 15 Hoy Jesosy tamin'azy hoe: "Ra viavy, Nagnino anao mitomagny sa? Fa ia gne hitenao? Noheverinyfa gne mpiambigny anefa Izy, da hoy izy tamin'Azy hoe: "Tompoko , raha Anao gne nangalaky an'Azy, da ambaray ana gne nagnasihanao an'Azy, fa ho alaiko agny Izy." |