1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 17 \v 18 Avy eo gne sasany tame mpianatriny nifampiresaky hoe: "Ino gne raha zakainy atsika izany hoe: 'Afaky fotoagny foiky da tsy hahita Ana sanaky anareo da afaky fotoagny foiky hafa da hahita Ana indraiky anareo,' sy hoe: 'Satria ho agny ame Ray Iao'?" Noho izany da hoy indreo hoe: 'afaky fotoagny foiky'?Tsy lalanay gne tiany hambara." |