plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/44.txt

1 line
195 B
Plaintext

\v 44 Jesosy nagnatso mafy ka nizaka hoe:"Izay raiky mino Anà, k'aza mino Anà raiky avao fa koa Izy izay nagniraky Anà,\v 45 sady izay raiky mahita Anà da mahita an'azy izay nagniraky Anà.