plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/41.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 41 Isaia nizaka io raha io aby satria hitany gne voninahitr'i Jesosy ka niresaky momba an'azy. \v 42 Kanefa ndre izany aza, da maro tamireo mpanapaky gne nino an'i Jesosy; fa nohon' e fariseo, da tsy niaiky an'izany indreo mbatsy ho voasakagny ho ao ame synagoga.\v 43 Tiandreo kokoa gne fideragny avy amin'olo noho gne fideragny avy amin'Andriamanitry.