1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 7 (Fnamarihagny: Eteo gne fanamarihagny momban'i Jaona 7 53-8: 11 etsy ambony) Refa nametraky fanontaniagny tamin'Azy fezay indreo, da nitsangagny Izy ka nizaka andreo hoe: "Izay tsy nanota taminareo, aoka izy hitora-bato an'azy voalohany." \v 8 Da niondriky koa Izy, sady nanoratry tame tany tame rantsan-tanany. |