2 lines
376 B
Plaintext
2 lines
376 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 K'avela hangorohoro gne fonareo. Minoa an'Andriamanitry anareo, da mino Ana avakoa. Misy efitry maro ao andragnon'e Raiko. Raha ohatry ka tsy izany, d'efa nizaka taminareo Iao,
|
|
fa hagnomagny toeragny ho anareo. Raha handeha Iao sady hagnomagny toeragny ho anareo, da hipody indraiky Iao sady handray anareo ato aminà, da izayp misy Anà da hisy anareo avakoa. |