plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/46.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 46 Iao da avy akô gne hazavagny teto amizao tontolo izao, mba tsy hipetraky agnatin'e mizigny izay mino Anà. \v 47 Raha misy maharegny gne zakako nefa tsy mitandrigny an'izany, da tsy hitsara an'azy Iao; satria Iao tsy avy hitsara an'izao tontolo izao , fa hagnavotry an'izao tontolo izao.