1 line
356 B
Plaintext
1 line
356 B
Plaintext
\v 26 Valo andro taty afara da tao indraiky gne mpianatriny sady niaraky tamindreo Tomasy. Nagnatog Jesosy raha nihidy e varangara, sady nitsangagny niaraky teo amindreo sady nizaka hoe: "Fiadanagny ho anareo."\v 27 Avy eo nizaka an'i Tomasy Izy hoe: "Magnatogna aty miaraky ame tagnanao sady apetray eto ame rarafoko izany. Ka kidy finoagny, fa minoa ." |