plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/16/32.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 32 \v 33 Indro, avy izao gne lera, eka, avy tokotry, refa hiparitaky anareo, gne tsiraidraiky samby agny ame tragnony aby manokagny, da havelanareo raiky Iao. F'izy tsy raiky Iao satria miaraky Amina gne Ray. Efa nozakaiko taminareo io raha io mba hanagny fiadagnagny ato Amina anareo. Mangn'olagny anareo eto amizao tontolo izao, nefa mahereza: efa nandresy an'izao tontolo izao Iao."