plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/16/12.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 12 \v 13 \v 14 Managny raha maro hambara aminareo Iao, fa tsy azonareo gne hevitr'izany izao. Kanefa, refa avy izy, Fagnahin'e Fahamarinagny, da hitariky anareo ho ame fahamarinagny agnaby, satria tsy hizaka avy ame tegnany izy. Fa hizaka izay raha raha regniny izy, sady hizaka aminareo gne raha izay ho avy. Hagnome voninahitry Ana izy, satria gne avy amign'Ana avao gn'hambarany aminareo.