|
\v 28 Noho izany da namela gne sininy raviavy, da nandea nipody ta tanàgny, sady nizaka tamign'olo hoe: \v 29 "Aska, agnety gne lelà nizaka gne raha namboariko marobe. Tsy ho Kristy izany, sa Izy?" \v 30 Da niala tame tanàgny indreo da nandea taminazy. |