plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/20/14.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 14 Refa avy nizaka an'izany izy, da nitodiky sady nahita an'i Jesosy nitsangagny teo, fa tsy lalany anefa hoe i Jesosy. \v 15 Hoy Jesosy tamin'azy hoe: "Ra viavy, Nagnino anao mitomagny sa? Fa ia gne hitenao? Noheverinyfa gne mpiambigny anefa Izy, da hoy izy tamin'Azy hoe: "Tompoko , raha Anao gne nangalaky an'Azy, da ambaray ana gne nagnasihanao an'Azy, fa ho alaiko agny Izy."