plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/26.txt

1 line
261 B
Plaintext

Jesosy namaly andreo, nagnano hoe: "Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa mitadia Ana anareo, tsy nohon'e nahitanareo famantaragny, fa nohon'e nihinananareo gne mofo da voky. Ka miasa ho an'e hanigny mety levogny, fa miasà ho an'e hanigny izay mahar