1 line
541 B
Plaintext
1 line
541 B
Plaintext
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'io raha io i Jesosy da nibôky tamireo mpianatry indraiky teo ame ranomasign'i Tiberiasy. Akô izao gne fomba niboahany : Simona Petera da niaraky tamin'i Tomasy izay antsovagny hoe Didymo, Natanaela avy agny Kana agny Galilia, gne zanak'i Zebedio, da gne mpianatr'i Jesosy roy hafa. Hoy i Simona Petera tamindreohoe: "Handeha hagnarato iao." Da hoy indreo tamin'azy hoe : "Iay, koa, handeha hagnaraky anao." Da lasa indreo sady niditry tao an-dakagny raiky, fa tsy nahazo ndre ino ndre ino indreo nandritry gn'aligny. |