\v 21 Avy eo hoy gne lohan'e mpisorogn'e Jiosy tamin'i Pilato hoe: "Ka soratagny hoe : "Mpanjakan'e Jiosy , fa aleo hoe: 'ity raiky ity da nizaka hoe: "Iao gne mpanjakan'e Jiosy."''"\v 22 Da namaly i Pilato hoe: "Izay voasoratriko da voasoratriko."