1 line
527 B
Plaintext
1 line
527 B
Plaintext
\v 22 \v 23 \v 24 Ka malahelo anareo amizao fotoagny izao, f'izy Iao mbola hiaogny aminareo indraiky, sady ho faly gne fonareo, da tsy hisy hangalaky an'izany hafalianareo izany aminareo. Amizany andro izany da tsy hangataky Amina ndre ino ndre ino anareo. Zakaiko aminareo marigny, da marigny tokotry, raha mangataky ndre ino ndre ino ame Ray ame gn'agnarako anareo, da homeny anareo izany. Hatramizao anefa tsy mbola nangataky ndre ino ndre ino tame agnarako anareo. Mangataha, da homegny anareo mba ho feno gne fifalianareo. |