plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/14/28.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Efa regninareo Iao nizaka taminareo hoe: 'Andeha Iao, da hipody agny aminareo indraiky.' Raha nitia Anà anareo, da tokony hifalifaly satrie ho egn'agny ame Ray Iao, satria gne Ray da zakabe tokôtry noho Iao. Sady nozakaiko anareo dieny mbola tsy niboaky izany. Tsy hizaka maro aminareo koa Iao, fa efa ho avy gne mpanapaky an'izao tontolo izao. Tsy managny fahefagny Aminà izy, fa mba hahafantaran'izao tontolo izao fa tiako gne Ray, da amboariko akô gne nandifian'e Ray Anà. Andeha hitsangagny atsika sady hiala ety."