plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/21/07.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 7 Avy eo hoy e mpianatry izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe: "Gne Tompo io." Refa regnin'i Simona Petera fa gne Tompo io, da nampiditry gn'ambonin'e lambany izy(satria tsy nisikigny izy), da nitsambikigny tagnatin'e ranomasigny. \v 8 Gne mpianatry hafa niditry an-dakagny(satria indreo tsy lavitry gne tanàgny, teo amin'e roan-jato hakiho teo), sady nisintogny gne harato feno laoky an-drano. \v 9 Refa tafakatry an-tanàgny indreo, da nahita afo foroagny tegny sady laoky an-drano teo amboniny, miaraky ame mofo.