plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/21/04.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 4 Sady, raha efa mangirandratsy sahady gn'andro, da nitsangagny teo an-dranomasigny Jesosy, fa tsy lalan'e mpianatry hoe i Jesosy io. \v 5 Da hoy i Jesosy tamindreo hoe : "E Koraolà, tsy manakoanigny me anareo?" Namaly an'Azy indreo hoe: "tsisy." \v 6 Hoy izy tamindreo hoe: "Atsipazo eo ame sisiny ankavanan'e lakagny gne haratonareo, da hahazo anareo." Da natsipindreo gne haratondreo sady tsy nahavita nampiakatry an'izany tao nohon'e hamaroan'e laoky andrano .