plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/02/06.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 8 Da nisy siny vato enina tami-gneo izay fampesaigny ame gn'andro fisasan'ny Jiosy, mahavy roy hatramin' e telo metatra agnaby. \v 7 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Fenoy rano gne siny." Da nofenoin-dreo hatramin'e molotrony. \v 6 Avy teo da hoy Izy tamindreo mpanompo hoe: "Manovoza amin'izany da indeso ame tompon'andraikitrin' e fikarakaragny." da notanterain-dreo izany.