plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/19/04.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 4 Avy eo nijotso indraiky Pilato da nizaka tamindreo hoe: "Indro, indesiko aminareo eto ambadiky Izy hahalalanareo fa tsy mahita heloky amin'Azy iao.\v 5 Da nijotso i Jesosy, nagnisy e feloha fantsy izy ame lamba voloparasy. Hoy i Pilato tamindreo: "Indro, ity e lelà!" \v 6 Refa hitan'e lohan'e mpisorogny izy ame manamboninahitry i Jesosy, da nikoiky mafy indreo da nizaka hoe: "Fantsio Izy, fantsio Izy!" Da hoy i Pilato tamindreo hoe: "Alainareo Izy da fantsio agny, fa iao tsy mahita heloky amin'Azy."