plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/19/07.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 7 Namaly an'azy e Jiosy hoe: "Managny lalagny atsika, sady arak'e lalagny da tokony ho faty Izy satria mitogno tegna ho Zanak'Andriamanitry." \v 8 Refa regnin'i Pilato izany fagnambaragny izany, da nianatahotry izy \v 9 sady niditry tao ame lapam-panjakagny indraiky izy da nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Avy aia gne fiavianao?" Kanefa tsy nagnome valiny an'azy i Jesosy.