plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/19/10.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 10 Avy eo Pilato nizaka tamin'Azy hoe: "Tsy managny ambara amina izany anao? Tsy lalanaome fa managny fahefagny hagnafaky Anao iao, sady fahefagny hantsiky Anao?"\v 11 Namaly an'azy Jesosy hoe: "Tsy managny fahefagny amina anao raha tsy nomegny anao avy agny ambony izany. Noho izany, izay nanoltry Ana taminao da managny heloky tena zakabe."