plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/09.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 9 Sady nisy fokon'olo maro tame jiosy nahalala fa teo Jesosy, ka nagnatogny indreo, tsy ho an'i Jesosy raiky avao, fa mba hahita an'i Lazarosy avao koa, gne natsangn'i Jesosy tame maty igny. \v 10 Gne lohan'e mpisorogny da nitetiky niaraky mba hahafahandreo manosiky an'i Lazarosy ame fahafatesagny avakoa;\v 11 satria noho Izy gne nahatonga gn'ankamaroan'e Jiosy andeha sady nino an'i Jesosy.