plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/07/03.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 3 Noho izany indreo ralàny nizaka taminazy hoe: "Mialà am'ity toeragny ity da mandehàna a Jodia, mba hafahan-dreo mpianatrinao mahita gne asa maro aninao avakoa. \v 4 Tsy misy olo magnano raha mifiny zany raha Izy tegnany sady te-ho fantatry ampahibemaso. Raha magnano an'io Raha marobe io Anao, da miboà am'izao tontolo izao."