1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 22 Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra- peviako, da midika ino aminao izany? Magnaraha Anà." \v 23 Da niparitaky teo ame mpirahala izany zaka izany, fa tsy ho faty io mpianatry io. Nefa i Jesosy tsy nizaka tamin'i Petera fa tsy ho faty e mpianatry hafa, fa hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra-peviako , da midika ino aminao izany?" |