1 line
397 B
Plaintext
1 line
397 B
Plaintext
\v 1 Raha vao mandraigny gn'andro voalohany amign'erign'andro, raha mbola mizigny igny, da nandeha ame kobory Maria Magdalena sady nahita e vato efa niala lavitry gne kobory izy. \v 2 Noho izany da niazakazaky izy sady nagnatogny an'i Simona Petera izy ame mpianatry hafa izay tian' i Jesosy da hoy izy tamindreo hoe: "Nalaindreo tao ame kobory gne Tompo, sady tsy lalanay e nagnasiandreo an'Azy." |