plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/19/28.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 28 Tafaran'izany, refa nahafantatry fa vita gne raha agnaby da mba ho tanteraky gne soratry masigny, da hoy Jesosy hoe: "Te hinondrano iao."\v 29 Sady nisy tavoara feno divay masigny nipetraky teo amin'io toeragny io,da nsiandreo divay masigny gne eponjy da notohizany tame hysopa sady napetapetany tame vavan.\v 30 Refa ninagny e vinegra Jesosy da hoy Izy hoe: "Efa vita." Nohondrikiny gne lohanysady niala gne fagnahiny.