1 line
420 B
Plaintext
1 line
420 B
Plaintext
\v 25 Sady nitsangagny takaikin'e hajo fijalian'i Jesosy gne reniny, gne ravavindreniny, Maria vadin'i Klopa, sady Maria Magdalena.\v 26 Refa nahita gne reniny izy ame pianatry izay tiany nitsangagny takaiky teo Jesosy, da nizaka tamin'endriny Izy hoe: "Raviavy indro, gne zanakao lahy!"\v 27 Avy eo hoy Izy tama pianatry hoe: "Indro, gne reninareo!" Sady tamizany lera izany da nalain'e mpianatryho agny amin'azy izy. |