plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/48.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 48 Izay manda Anà izy ame tsy mandray gne zakako, da managny raiky izay mitsara an'azy. Gne zaka izay nozakaiko gne hitsara an'azy ame andro farany.\v 49 Fa Iao tsy mizaka ho Anà, fa e raiky izay nagniraky Anà, izay nagnome Anà gne didy amin'izay ho lazaigny izy ame ho zakaigny.\v 50 Lalako fa gne didiny da fiainagny mandrakizay, koa izay zakaiko- da zakaiko arak'izay nozakain'e Raiko taminà."