|
\v 39 Noho izany antony izany da tsy nino indreo, araky gne vozakan'Isaia avao hoe:\v 40 "Nohajambaigny gne masondreo, sady nohamafisigny gne fondreo; mifanohitry amizany indreo da tahita ame masondreo ary hahazo ame fondreo, ka hitodiky, da Iao hagnasitragny andreo." |