\v 14 sady Jesosy nahita zan-boriky raiky da nitikigny tamboniny; \v 15 Araky gne voasoratry hoe: "Ka matahotry, ro zanakavavin'i Ziona, hiteo , indro avy gne Mpanjakanareo, izay mitikigny eo ambonin'e zana-boriky."