|
\v 34 Kanefa, nisy miaramila raiky nanindrogny gne vavoninytame lefogny, sady tonga da nisy ra da rano niraraky.\v 35 E raiky izay nahita izany da nijoro vavolombelogny, sady marigny gne fagnambarany. Fantatry fa marigny izay nozakainy mba hinoanareo avakoa. |