plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/14/18.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 18 \v 19 \v 20 Tsy hagnavela anreo ho raiky Iao; mbola hipody aty aminareo aty Iao. Afaky fotoagny kidikidy da tsy hahita Anà koa iao tontolo izao, fa an? anareo mahita Anà. Satria ? velogny Iao, da ho velogny avakoa anareo. Sady amizay andro izay da ho lalanareo fa ao ame Raiko Iao, sady anareo ato aminà, ary Iao ao aminareo