plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/25.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 25 Izay tia gne fiainagny da hagnary an'izany; fa izay malaigny gne fiainagny eto amizao tontolo izao kosa da hitagny an'izany ho agny ame fiainagny mandrakizay.\v 26 Raha misy manompo Anà, aok'izy hagnaraky Anà; sady izay hipetrako, da ao avakoa gn'ipetrahan'e mpanompoko. Raha misy manompo Anà, da hagnome voninahitra an'azy gne Ray.