plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/17/09.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 9 Mivavaky ho andreo Iao. Tsy mivavaky ho an'e zao tontolo izao Iao fa ho andreo zay nomenao Anah, noho indreo anao. \v 10 Gne raha aby zay Anah da Anao, sady izay Anao da Anah, sady hankalazaigny amin'ireny Iao.\v 11 Tsy amizao tontolo zao koa Iao, fa ireo ologny ireo da eto amizao tontolo zao, sady magnatogny anareo Iao. Ray Masina ô, tano ame agnaranao zay nomenao Anah indreo mba hitambatry ho raiky, akô gne maha raiky atsika.