plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/15/05.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 5Iao gne voaloboky, anareo gne sampagny. Izay mipetraky ato Aminà sady Iao ao amin'azy, da mamokatry be izy, fa raha tsisy Anà da tsy mahefa ndre ino ndre ino anareo. \v 6Raha misy olo tsy mipetraky ao Aminà, da ho ariagny akô gne sampagny izy sady halazo, sady indreo mandangogny gne sampagny sady magnary an'izany agny ame afo, sady may indreo. \v 7Raha mipetraky ao Aminà anareo, sady raha mipetraky ao aminareo agnaby gne zakako, angatay ndre ino ndre ino irianareo, da honanigny aminareo izany