plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/36.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 36 Hoy Simona Petera taminazy hoe: "Tompo, fa andeha ho aia Anao?" Namaly Jesosy hoe: "Izay andehanako, da tsy afaky hagnarahanareo Anà am'izao, fa hagnaraky anareo afara agny." \v 37 Da hoy I Petera taminazy hoe: "Tompo, nagnino me Iao tsy afaky nagnaraky Anao am'izao? Hafoiko ho Anao gne tegnako." \v 38 Da namaly Jesosy hoe: "Hafoinao ho Anà me gn'ainao? Zakaiko aminao, marina, da marina tokôtry, fa mbola tsy hagneni mintsy gn'akoho da efa handà Anà in-telo anao."