\v 34 Didy vaovao gne omeko anareo, da gne ifankatiavanareo; akô gne fitiavako anareo, gne tokony hifankatiavanareo avakoa.\v 35 Amin'izany gne hahafantaran'e maro fa mpianatriko anareo, raha mifankatia anareo."