plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/31.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 31 Rehefa dila Jodasy, da hoy Jesosy hoe: "Ankehitriny da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, sady Andriamanitry da omem-boninahitry aminazy ao.\v 32 Andriamanitry da nagnome voninahitry Anazy ame tegnany, da Izy hagnome voninahitry Anazy avy hatrany. \v 33 Ô zaza madiniky, fotoagny kidy e sisa gne hiarahako aminareo, sady araky e Raha nozakaiko tamin'e Jiosy hoe: 'Izay andehanako, tsy azonareo handeanagny.' Sady zakaiko aminareo avakoa izany Ankehitriny.