plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/28.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 28 Taminizany indreo teo an-databatry tsy nisy nahalala gne antony nizakan'i Jesosy anazy izany. \v 29 Gne sasany nieritreritry hoe, satria Jodasy gne nitazogny gne kitapom-bola, gne nizakan'i Jesosy taminazy hoe: "Vidio gne ra marobe ilaintsika amin'gne andro firavoravoagny," na hoe tokony hagnome ra anin'gne mahantra izy. \v 30 Ra vo avy nangala gne mofo Jodasy, da lasa nivoky nalaky izy