1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 23 Nisy raiky tamin-dreo mpianatriny, izay tian'i Jesosy, nidoboky tamin'e latabatry ampitan'i Jesosy.\v 24 Nagnantogny an'io mpianatry io Simona Petera da nizaka hoe: "Agnontanio Anazy hoe ia izany zakainy izany."\v 25 Da niverigny niankigny tamin'i Jesosy izy da nizaka taminazy hoe: " Tompo, ia izany?" |